|
|
|
|

Teny iditra midizidizy (dizidizy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy
Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midizidizy
Ny lasa : nidizidizy
Ny hoavy : hidizidizy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05