| Teny iditra | midodododo (dodododo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao [1.1] | |||||||||
| To hurry to approach [1.7] | |||||||||
| Se presser d'accourir [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|