| Teny iditra |
midohaka
(dohaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mirehareha: Midohaka ery i sakaiza iny fa nanome vola be hamitana ny Sekoly, hono [1.1]
|
| | Prodiguer par gloriole, hâbler, faire le charlatan [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midohaka |
| Ny lasa : |
nidohaka |
| Ny hoavy : |
hidohaka |
| Filaza mandidy : |
midohafa |
|
|
| Teny iditra |
midohàka
(dohàka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamoaka feo mangoboka sy mitrena [1.1]
|
| | Résonner sourdement et fortement, être rauque, cassé [1.3]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midohàka |
| Ny lasa : |
nidohàka |
| Ny hoavy : |
hidohàka |
|
|