|
|
|
|

Teny iditra midonanaka (donanaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitanaka foana tsy miasa: Aza midonanaka foana eo ianao, ry Koto, fa ndeha miasa tanỳ [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midonanaka
Ny lasa : nidonanaka
Ny hoavy : hidonanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05