|
|
|
|

Teny iditra midradraka (dradraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miantsoantso mafy noho ny fahatairana: Nidradraka izy raha vao nahita ny afo nandray ny volombodintrano [1.1]
 To begin to weep profusely. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midradraka
Ny lasa : nidradraka
Ny hoavy : hidradraka
Filaza mandidy : midradraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20