| Teny iditra |
miefitra
(efitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy efitrefitra: Miefitra anaty toy ny hasim-boasary [1.1]
|
| | To be separated by partitions, to be divided into rooms [1.7]
|
| | Où il y a des cloisons, des séparations, des chambres, des compartiments, des casiers, des planches de légumes, être séparé par quelque chose: Ataovy miefitra tsara ny vilia (Mettez quelque chose pour bien séparer les assiettes) ~ Miefitra folo ny trano fitsaboana (L'hôpital a dix chambres) [1.3]
|
| | être cloisonné,
être divisé en compartiments [1.8]
|
| Ohatra | Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miefitra |
| Ny lasa : |
niefitra |
| Ny hoavy : |
hiefitra |
| Filaza mandidy : |
miefera |
|
|