|
|
|
|

Teny iditra mierina (erina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy afa-po amin' izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an-kanina. / Mierim-pitia [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mierina
Ny lasa : nierina
Ny hoavy : hierina
Filaza mandidy : mierena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20