|
|
|
|

Teny iditra mietaketaka (etaketaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirehareha miedinedina: Nietaketaka erỳ Rakotobefa nomen' ny Fitsarana roriny izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mietaketaka
Ny lasa : nietaketaka
Ny hoavy : hietaketaka
Filaza mandidy : mietaketaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05