|
|
|
|

Teny iditra mievoka (evoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifoka etona na fofona mafana avy amin-javamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody [1.1]
 To take a steam bath or inhalation [1.7]
 Prendre un bain de vapeur, une inhalation [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mievoka
Ny lasa : nievoka
Ny hoavy : hievoka
Filaza mandidy : mievoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20