|
|
|
|

Teny iditra miezaka (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miezaka
Ny lasa : niezaka
Ny hoavy : hiezaka
Filaza mandidy : miezaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05