|
|
|
|

Teny iditra mifaditra (faditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. [1.1]
 Having the faditra offered for one. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifaditra
Ny lasa : nifaditra
Ny hoavy : hifaditra
Filaza mandidy : mifadira

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06