|
|
|
|

Teny iditra mifahy (fahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1]
 To be fattened, confined [1.2]
 S'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3]
Ohatra Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifahy
Ny lasa : nifahy
Ny hoavy : hifahy
Filaza mandidy : mifahaza

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11