| Teny iditra | mifako (fako) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [1.1] | |||||||||
| To gather up rubbish. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy?
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|