| Teny iditra | mifamingana (fingana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Ohatra | Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko.
[2.471] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|