| Teny iditra |
mifamoivoy
(voivoy (voy))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka [1.1]
|
| | To go and fro together like city traffic or people at the marketplace [1.7]
|
| | Se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville [1.8]
|
| Ohatra | Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifamoivoy |
| Ny lasa : |
nifamoivoy |
| Ny hoavy : |
hifamoivoy |
| Filaza mandidy : |
mifamoivoiza |
|
|