| Teny iditra | mifamotoana (fotoana) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [1.1] | |||||||
| To make a date, to agree on time and place for meeting [1.7] | |||||||
| Fixer un rendez-vous [1.8] | |||||||
| Ohatra | mifamotoana hampanana endrika azy avokoa.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|