|
|
|
|

Teny iditra mifampihinana (fihinana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Mifampihinana ny rany izy roa. [2.245]
2Ataovy tsipoy mifamelona, fa aza atao vay ratsy mifampihinana. [2.558]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01