| Teny iditra | mifampikasika (kasika) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [1.1] | ||
| Se toucher mutuellement, être contigu: Mifampikasika ny tafon-tranonay (Les toits de nos maisons se touchent) ~ Tsy mifampikasika intsony izy rao lahy (Ces deux individus ne se fréquentent plus) [1.3] | ||
| Ohatra | Ny faritra sisa tavela, rariana bararata roa sosona atao mifanety, tsy mifampikasika kosa anefa na izany aza.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|