| Teny iditra | mifanahantsahana (sahantsahana (sahana)) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Sahalahala [1.1] | ||
| Ohatra | Ohatra ny miseho eto Afrika manontolo dia mifanahantsahana amin' ny vola fanampiana voaray ao anatin' ny fe-potoana iray ny vola voaondrana amin' izany.
[4.27] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |
|