| Teny iditra | mifanala (ala) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [1.2] | |||||||
| S'arracher réciproquement: Mifanala tsilo (S'arracher réciproquement des piquants) [1.3] | |||||||
| Ohatra | Ary raha efa mby eny, dia hifanala balahazo (tolo-hondry) indray: ka izay mifanala amiko, dia mody resy ka mianjera.
[2.298] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|