| Teny iditra | mifanandro (anandro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [1.1] | |||||||||
| To take in turn, to be reciprocal, to alternate. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|