|
|
|
|

Teny iditra mifanandro (anandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [1.1]
 To take in turn, to be reciprocal, to alternate. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanandro
Ny lasa : nifanandro
Ny hoavy : hifanandro
Filaza mandidy : mifanandroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20