| Teny iditra | mifanangana (angana) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miady [1.1] | |
| Ohatra | Misy mpivady mifanangana, misy tsy mifanangana ka iray no atsangana, na ny lahy hanangana, na ny vavy hanangana.
[2.48] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2014/10/03 |
|