| Teny iditra | mifanary (ary) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| S'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3] | |||||||
| Ohatra | Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra.
[2.298] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|