|
|
|
|

Teny iditra mifandanja (lanja)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto
Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1]
 Proportionnel. [Voambolana: ] [1.13]
Ohatra raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho. [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11