| Teny iditra | mifandrombaka (rombaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifaninana manao asa na miteny: Mifandrombaka hanao tsianjery ny mpianatra Mifaninana haka (zavatra) haingana sy an-kery sao lasan' ny sasany: Mifandrombaka voankazo izy dimy lahy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|