|
|
|
|

Teny iditra mifandrotika (rotika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifandrovitra, miady mafy mifanao hotohoto. [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandrotika
Ny lasa : nifandrotika
Ny hoavy : hifandrotika

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/20