|
|
|
|

Teny iditra mifanendrika (endrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tanosy] Mifanandrify [1.78]
 Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao
Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy [1.1]
 Convenir, être en rapport avec [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanendrika
Ny lasa : nifanendrika
Ny hoavy : hifanendrika

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/12