|
|
|
|

Teny iditra mifanesika (sesika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tonga na miditra mirohotra miaraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanesika
Ny lasa : nifanesika
Ny hoavy : hifanesika

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14