| Teny iditra | mifanesy (sesy) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [1.13] | ||
| Successif, de suite [1.13] | ||
| Ohatra | Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary.
[2.245] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|