|
|
|
|

Teny iditra mifanety (ety)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tery dia tery noho ny habetsahan' ny olona mitangorona; mifanizina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanety
Ny lasa : nifanety
Ny hoavy : hifanety
Filaza mandidy : mifanete

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20