|
|
|
|

Teny iditra mifanitsa-kitro
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mifanitsaka, kitro
 Ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina [1.1]
 To trample on each other's ankles; to be crowded together [1.7]
 Se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée [1.8]
Tovy hevitra miady kitro

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04