| Teny iditra | mifanitsa-kitro | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mifanitsaka, kitro | |
| Ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina [1.1] | ||
| To trample on each other's ankles; to be crowded together [1.7] | ||
| Se marcher sur les chevilles; être dans une foule serrée [1.8] | ||
| Tovy hevitra | miady kitro | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04 |
|