|
|
|
|

Teny iditra mifanitsy (hitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [1.1]
 Aligné [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanitsy
Ny lasa : nifanitsy
Ny hoavy : hifanitsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20