|
|
|
|

Teny iditra mifanjana (fanjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
 To urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
 To dispute about who is to do what [1.7]
 Se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
Ohatra rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanjana
Ny lasa : nifanjana
Ny hoavy : hifanjana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20