| Teny iditra |
mifanjana
(fanjana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
|
| | To urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
|
| | To dispute about who is to do what [1.7]
|
| | Se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
|
| Ohatra | rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara.
[2.285]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifanjana |
| Ny lasa : |
nifanjana |
| Ny hoavy : |
hifanjana |
|
|