|
|
|
|

Teny iditra mifanjihitra (fanjihitra (zihitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifamaly mafy; mifanditra, miady vava, manao ady antsanga [1.1]
 To dispute with one another. [1.2]
 Se disputer, se chamailler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanjihitra
Ny lasa : nifanjihitra
Ny hoavy : hifanjihitra
Filaza mandidy : mifanjihira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20