|
|
|
|

Teny iditra mifankaleo (leo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza olona roa manao izay hahaleo ny ankilany avy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifankaleo
Ny lasa : nifankaleo
Ny hoavy : hifankaleo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20