|
|
|
|

Teny iditra mifanojo (tojo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifanena, mihaona, mifanehatra: Nifanojo lahy ny hevitsika mianaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanojo
Ny lasa : nifanojo
Ny hoavy : hifanojo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05