| Teny iditra |
mifanolotra
(olotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha? Mifanakaiky [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifanolotra |
| Ny lasa : |
nifanolotra |
| Ny hoavy : |
hifanolotra |
|
|
| Teny iditra |
mifanolotra
(tolotra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifanolotra |
| Ny lasa : |
nifanolotra |
| Ny hoavy : |
hifanolotra |
|
|
| Teny iditra |
mifañolotra
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
mifanila
[1.78]
|
|