| Teny iditra | mifanongoa (tongoa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1] | |||||||||
| Ohatra | famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mifanindry | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|