|
|
|
|

Teny iditra mifanoto (toto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Se battre à coups de corne
Se dit aussi des destins qui sont contraires l’un à l’autre [1.3]
Ohatra Ny omby iray fahitra sy ny ondry iray fisoko tompokolahy, tsy mba misy miady sy mifanoto akory; [2.587]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifanoto
Ny lasa : nifanoto
Ny hoavy : hifanoto

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15