| Teny iditra |
mifarimbona
(farimbona (rimbona))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy [1.1]
|
| | To operate, as by two or more, alternately upon anything. [1.2]
|
| | To act together [1.7]
|
| | Agir ensemble; coopérer [1.8]
|
| Ohatra | Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifarimbona |
| Ny lasa : |
nifarimbona |
| Ny hoavy : |
hifarimbona |
| Filaza mandidy : |
mifarimbòna |
|
|
| Teny iditra |
mifarimbòna
(farimbona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifarimbona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|