| Teny iditra |
mifarombaka
(farombaka (rombaka))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifanesika hanao asa, haka zavatra, hiteny: Nifarombaka naka ny baolina ny mpilalao ka nisy naratra [1.1]
|
| | Se précipiter plusieurs à la fois pour prendre quelque chose, s’empresser plusieurs à la fois pour faire un travail, se presser plusieurs à la fois pour parler:
Nifarombaka ny voan-kazo ny ankizy (Les enfants se précipitèrent sur les fruits) ~
Nifarombaka ny borizany mba haka ny entany (Les porteurs se précipitèrent pour prendre leurs paquets) ~
Nifarombaka naka vary tany an-tsaha izy rehetra (Ils s’empressaient tous d’aller chercher le riz à la rizière) ~
Nifarombaka mba handaha-teny izy telo lahy (Ils se pressaient tous les trois pour prendre la parole [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifarombaka |
| Ny lasa : |
nifarombaka |
| Ny hoavy : |
hifarombaka |
| Filaza mandidy : |
mifarombaha |
|
|