| Teny iditra |
mifefy
(fefy)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo? Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1]
|
| | Being walled, being fenced. [1.2]
|
| | To be enclosed by a fence, a wall [1.7]
|
| | être entouré d'une clôture, etc. [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifefy |
| Ny lasa : |
nifefy |
| Ny hoavy : |
hifefy |
| Filaza mandidy : |
mifefe |
|
|
| Teny iditra |
mifefy
(fefy)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1]
|
| | Having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2]
|
|