|
|
|
|

Teny iditra mifendrotra (fendrotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miketrona: Nifendrotra ny endriny teo am-pamakiana ilay taratasy [1.1]
 To be shrivelled, as the face or the skin of old people
To be on the point of weeping. See fendrofendro. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifendrotra
Ny lasa : nifendrotra
Ny hoavy : hifendrotra
Filaza mandidy : mifendrota

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20