| Teny iditra | mifetaka (fetaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miraikitra, mipetaka: Nifetaka tamin' ny vatan' ny fiarakodia ny fotaka [1.1] | |||||||||
| Adhering, wet, sticking to. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin' ny tenany ny nonony.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|