| Teny iditra |
mifiaka
(fiaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany [1.1]
|
| | To chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds. [1.2]
|
| | To chew and suck as in eating sugar cane [1.7]
|
| | Mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre [1.8]
|
| Ohatra | valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby?
[2.131]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifiaka |
| Ny lasa : |
nifiaka |
| Ny hoavy : |
hifiaka |
| Filaza mandidy : |
mifiaha |
|
|