|
|
|
|

Teny iditra mifikitra (fikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misarangotra: Mifikitra amin' ny hazo ny vahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifikitra
Ny lasa : nifikitra
Ny hoavy : hifikitra
Filaza mandidy : mifikira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20