|
|
|
|

Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miova fonenana na toerana: Nifindra atsy avaratra ry Dadatoa mianakavy
Mipaka tonga hatrany amy...: Mifindra amin' ny taranaka mandimby ny aretina sasany
Miova ho tonga: Nifindraho komonista ilay mpitondra tatsy ananona ka tsy nisy tsy gaga ny mpitazana satria olona mpanao mamifovelona izy io [1.1]
 To remove, to change place, to migrate [1.2]
 To move, to change place [1.7]
 Changer de place, se mouvoir [1.8]
Ohatra Ny sasany indray leo monina, lasa nifindra any amin' ny toeran-kafa. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifindra
Ny lasa : nifindra
Ny hoavy : hifindra
Filaza mandidy : mifindrà

Teny iditra mifindra (findra)
Sokajin-teny mpamaritra
 To be contagious. [1.2]

Teny iditra mifindrà (findra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifindra [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.2]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13